Entry fitetehana (tetika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandidiana na fanapatapahana zavatra atao madinika: Fitetehana mangahazo
Fieritreretana zavatra mialoha ary fakana ara-keviny izay mety ho fandehany: Araka ny fitetehanay azy, dia telo arivo ariary dia mahavita ny vavahady
Fikasana hanao zavatra tsara na ratsy, efa nodinihina tsara natao maty psi-ka: Tsy nahomby ny fitetehany hamono an-dRakoto rafilahiny [1.1]
Explanations in French Débitage [1.13]
Examples Izany hoe, hovana kely ny Fitondrana, mba tsy ho velona indray ny fiangarana sy ny fitetehana mangingina; [2.270]
Compound words 

Updated on 2023/09/10