Entry | fitepotepoana (tepotepo) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fipepehana, fidondonana moramora, fiemponemponana: Nohenoin' ny dokoterany fitepoan' ny fony, ny fitepon' ny fony, nefa indrisy tsy henony intsony [1.1] | |
Explanations in French | Pulsation [1.13] | |
Synonyms | fitepotepo | |
Updated on 2023/01/05 |