Entry fitelina (telina)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba entina mitelina na managorodana, mamarina zavatra any an-tenda [Rajemisa 1985]

Entry fitelina (telina)
Part of speech adjective
Malagasy definition Azo atelina: Tsy mba fitelina ny vato [Rajemisa 1985]

2009/02/23