Entry fitelemana (telina)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny tenda [1.1]
Explanations in English The throat, the gorge [1.2]
Vocabulary 

Entry fitelemana (telina)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanagorodanana na famarinana any an-tenda: Misy fanafody, tsy dia mampaninona loatra ny fanaovana azy ao am-bava, fa ny fitelemana azy no mafy. [1.1]
Explanations in English A delicacy [1.2]

Updated on 2020/07/31