Entry fiteboka (teboka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiasana lavalava marani-doha ny ilany ary misy faritra azo ikapohana azy amin' ny tantanana ny ilany hilentehany kely ao anaty metaly sy ahazoana dian-teboka. Ilaina io dian-teboka io mba tsy hampikaviavia sy hampisolifatra ny kamositra rehefa manomboka mandavaka [1.62]

Updated on 2023/01/20