Entry fitebiteby (tebiteby)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomban'ny olona mitebiteby, izany hoe manahy sy matahotra fa toa hisy zavatra hihatra amin'ny tena. [1.1]

Updated on 2023/01/20