Entry fitebitebena (tebiteby)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanahiana sy fahatahorana fa toa hisy zavatra hihatra amin'ny tena: Loza ny fitebitebeny nandritra ny alina nialoha ny fitsarana. [1.1]
Compound words 

Updated on 2023/01/20