Entry fitateram > fitaterana (tatitra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitondrana, fitaomana olona na zavatra imbetsaka miverimberina: Fiarakodia fitaterana mpianatra [1.1]
Explanations in French Transport [1.13]
Examples 
1Tadidiko teo ilay fiarabe fitaterana hitako halina. [2.4]
2Manaraka ao ary kelikely ny fitaterana sy ny akanjo izay saika sahala. [4.27]
Compound words