Entry fitapitapy (tapitapy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomban'ny olona na zavatra mitapitapy, izany hoe tonga miatoato, tsy iray migorodana fa tsirairay na manao andiany ka misy elanelany ny eo aloha sy ny ao afara. [1.1]

Updated on 2023/01/05