|
|
|
|

Entry1  fitapitapiana
Root  2  tapitapy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fahatongavana miatoato, tsy indray migorodana fa tsirairay ary misy elanelany ny eo aloha sy ny ao afara.

Updated on 2024/12/11