Entry fitaomana (taona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitaterana, fitondrana hifindra toerana, fitondrana zavatra hangonina: ny fitaomam-biriky no raharaha tamin'ny nanao ity tranon-tsekoly ity
Fitarihana: Aza avela ho azon'ny fitaoman-dratsy izahay! [1.1]
Explanations in French Action de charrier, encouragement [1.3]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2024/03/09