Entry fitantana (tana)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina mitantana na manohana olona mandeha amin'ny fandraisana ny tanany eo ampamindrana miaraka amin'ny tena: Toy izao no fitantana ny zaza.
Fomba entina mitantana, izany hoe mizara (vola, hena, vary, sakafo) amin'olona maromaro nandray anjara tamin'ny fandevenana na famadihana: Atoroy ahy ny fitantana ny hena fa tsy haiko.
Azo tantanana. [1.1]

Updated on 2020/07/31