Entry fitanontanona (tanontanona)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba entina mitanontanona, izany hoe mipetrapetraka mitsikamokamo eo akaikin'olona ka tsy manao na inona na inona fa mijerijery fotsiny eo. [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31