Entry fitanondrehana (tanondrika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiondrehan'ny loha noho ny alahelo, na ny hasasarana, na ny hanoanana: Hontsa aho nahita ny fitanondrehan'izy telo mianaka tsy nihinankanina hateloana. [1.1]

Updated on 2023/01/05