|
|
|
|

Entry1  fitaninana
Root  2 tanina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fipetrahana mitodika amin'ny afo na ny masoandro mba hahazo hafanana: Anisan'ny zavatra ankafizin'ny antitra ny fitaninana andro. [1.1]

Updated on 2025/12/08