Entry fitango (tango)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina mitango, izany hoe manapaka amin'ny tanana na amin'ny antsy ny ravina na ny laingon'ny anana; manapaka ny tongotra sy ny elatry ny valala.
Azo tangosana. [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20