Entry fitangitrihana (tangitrika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Filentehana ao anaty...: Ny fitangitrihan' ny lefona ao anaty tany
Fiboiboihana, fifantsitsirana: Zava-mahagaga ny fitangitrihan' ny solitany avy any anaty tany [1.1]

Updated on 2020/07/31