Entry fitampisahana (tampisaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Firaiketana amin-javatra iray, fianianana akaiky dia akaiky, famitsahana ao ambadika, ao anaty...: Ny fitampisahany tao anaty ahitra no tsy nahitan'ny fahavalo azy.
Fiafenana, fierena: Noho ny fitampisahany tao an-tranonay no tsy nahazoan'ny mpanenjika azy. [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/05