Entry fitambotsorana (tambotsotra (votsotra))
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fidinana ambany, fikorisana midina: Tsapao matetika ny zanakao ao am-babena fa mety nianjera noho ny fitambotsorany.
Tsy fahajoroana ka mianjera: Tsy nisy nahita ny fitambotsorany tamin'izy torena.
Fihenana, fihaosana, fandrorona: Hita mazava izao ny fitambotsorany amin'ny fahaiza miteny. [1.1]
Explanations in English A decline in position or dignity [1.7]
Explanations in French Diminution, déclin, action de reculer [1.8]

Updated on 2023/01/20