|
|
|
|

Entry1  fitambinana
Root  2 tambina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanampiana, fanohanana: Mivelona amin'ny fitambinandray aman-dreniny azy ny tokantranon-dRakoto sy Rasoa. [1.1]

Updated on 2026/02/04