Entry fitambezoana (tambezo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fangatahana fatratra tsy misy fiatoana sy sesilany; fiverenana amin' izay efa nangatahina ihany: Tsy naharitra ny fitambezoan-janany izy ka nividy ilay famataranandro nohirifany ihany [1.1]
Synonyms fitambezonana

Updated on 2023/01/05