Entry | fitalapetrahana (talapetraka (petraka)) | |
Part of speech | noun | |
Malagasy definition | Fipetrahana atao mivelatra ny lohalika roa ary miforitra manaraka izany ny ranjo ka mifanindry eo anoloana ny tongotra; fipetrahan'ny tongotra mifanaingina eo anoloana. [Rajemisa 1985] | |
French translation | l'action de s'assoir en croisant les jambes, la cause, le lieu [Abinal 1888] | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |