Entry fitakokoana (takoko)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fipetrahana tsy mitombina fa ny tongotra miforitra eo anoloana no mitondra ny tena: Izany fitakokoan' ny ankizy eo amorom-patana rehefa mamindro!
Fipetrahana manjonitra na toa manjoretra: Tamin' ny famangiana manjo fahiny, tsy nisy tsy mampalahelo, na ny fitakokoan' ny fianakaviana, na ny fitserana amana tomany manerana ny trano [1.1]

Updated on 2023/01/20