Entry fitakobohana (takoboka)
Part of speech noun
Malagasy definition Fiafenana ao anaty filanjana misarona; fiafenana ao anaty lamba: Ny fitakobohana matetika no fomba ampiasain'izay ta-handositra tsy te ho hitan'olona. [Rajemisa 1985]

2009/02/23