Entry fitakiana (taky)
Part of speech noun
Malagasy definition Fakana amin'ny fomba hentitra amin'olona ny zavatry ny tena any aminy (na vola notrosainy izany na zavatra nindraminy): Fitakiana trosa.
¶ Fakana amin'ny fomba hentitra zavatra tsy maintsy aleany: Fitakiana hetra. [Rajemisa 1985]
Quotes 

Updated on 2020/07/31