Entry fitakemorana (takemotra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fihemorana, fiverenan-dalana noho ny henatra na tahotra: Tsy mendrika ny olona manan-kerimpo ny fitakemorana. [1.1]

Updated on 2023/01/05