| Entry | 1 fitaizana |
| Root | 2 taiza |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fikarakarana izay hahasoa sy fanaovana izay haha-olom-banona:
5 Mazàna arakaraka ny fitaizana azy no 6 maha-tsara na ratsy ny toetran'ny zaza. [1.1] 7 asa fanabeazana [1.13] |
| Explanations in English |
8 the act of nursing or caring for
[1.7] |
| Explanations in French |
9 action de nourrir, de soigner
[1.8] 10 éducation [1.13] |
| Examples |
11 ny fitaizana ny zanakay dimy mianadahy?
[2.356#]
12 na dia Ravokatra aza, mety hanampy azy betsaka amin' ny fitaizana ny ankizy. [2.470#] |
| Vocabulary | 13 Health |
| All compound words | 14 3 combinations of that word |
| Updated on 2025/11/17 |
|