Entry fitaintainana (taintaina)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitebitebena amin'izay ho avy fa toa hisy loza ho tonga ihany: Tsy hita holazaina ny fitaintainanay teo am-piandrasana ny taratasinareo. [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31