|
|
|
|

Entry1  fitaingenana
Root  2 taingina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fiakarana na fipetrahana eny ambony zavatra: Noraran'i dada ny fitaingenana eny ambony hazo.
5 Fipetrahana eo ambony na ao anaty fiara mandeha: Mila fahaizana mampifandanja tsara ny lanjan'ny tena havia sy havanana ny fitaingenana bisikileta. [1.1]
Explanations in English  6 the act of riding astride, the act of riding [1.7]
Explanations in French  7 action de monter, spéc. à cheval ou à bicyclette [1.8]

Updated on 2025/12/08