Entry fitadiavana (tady)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fizahana na fizahavana; fikarohana: Sarotra ny fitadiavana raharaha amin'izao fotoana izao.
Fomba ahazoana na ahitana vola hivelomana: Mitaona entana eny an-tsena no fitadiavan'io Rangahy io. [1.1]
Explanations in French  [1.13]
Examples 
1Sady fanalana andro io no fitadiavana laoka. [2.356]
2Tsy nisy fitadiavana na famotorana natao momba ilay mpividy. [2.472]
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/08/24