|
|
|
|

Entry 1  fitadiavana
Root  2 tady
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fizahana na fizahavana; fikarohana: Sarotra ny fitadiavana raharaha amin'izao fotoana izao.
5 Fomba ahazoana na ahitana vola hivelomana: Mitaona entana eny an-tsena no fitadiavan'io Rangahy io. [1.1]
Explanations in French  [1.13]
Examples  6  Sady fanalana andro io no fitadiavana laoka. [2.356#]
7  Tsy nisy fitadiavana na famotorana natao momba ilay mpividy. [2.472#]
Combinations  8  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fitadiavana
Proverbs  9  Proverbs containing that word

Updated on 2026/03/07