Entry fitabatabana (tabataba)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovana horakoraka na kotaba, fihorakorahana, fikotabana: Asaivo atsahany ny fitabataban' ireo ankizy ireo.
¶ Fikorontanana: Naharitra iray volana ny fitabatabana tao amin' io tanàna io. [Rajemisa 1985]
Explanations in English a tumult, an outbreak, a disturbance. [Richardson 1885]

Updated on 2020/07/31