Entry | fisorona (sorona) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina misorona, izany hoe manafina na tsy milaza amin' ny olona izay kilema ananany nefa tsy hitany [1.1] | |
Entry | fisorona (sorona) | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina misorona (manao sorona na mamono biby atao fanatitra ho an' Andriamanitra) Fanao sorona Azo atao sorona [1.1] | |
Entry | fisorona (sorona) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina misorona na manisy afo. [1.1] | |
Entry | fisorona | |
Part of speech | noun | |
Explanations in French | [Tankarana] Pierre levée des autels. [1.19] | |
Updated on 2020/07/31 |