|
|
|
|

Entry (1/4)1  fisorona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina misorona, izany hoe manafina na tsy milaza amin' ny olona izay kilema ananany nefa tsy hitany
Root  4  sorona

Entry (2/4)5  fisorona
Part of speech  6  noun or adjective
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Fomba entina misorona (manao sorona na mamono biby atao fanatitra ho an' Andriamanitra)
Fanao sorona
Azo atao sorona
Root  8  sorona

Entry (3/4)9  fisorona
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Fomba entina misorona na manisy afo.
Root  12  sorona

Entry (4/4)13  fisorona
Part of speech  14  noun
Explanations in French  15  [1.19] [Tankarana] pierre levée des autels.

Updated on 2024/12/07