Entry fisorohana (soroka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanalana tany na ahitra amin'ny angady ka asosa fotsiny hisafo ny tany ny vohony: Tsy dia raharaha sarotra loatra akory ny fisorohana ny ahitra amin'ity lalan-kely ity.
Fidifiana, fanalana mialoha: Mba ho fisorohana ny loza no ilazako izany aminao. [1.1]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31