Entry fisoritana (soritra)
Part of speech noun
Malagasy definition Fitsipika manavaka: Tsy hita mazava ny fisoritan'ny tanimbolinareo izany. [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31