Entry fisononohana (sononoka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandehanana moramora tsara tsy misy mitsamboamboatra: Ny fisononokan'ny na fisononohan'ny lakana.
Fizoran'ny fiainana na ny raharaha milamina tsara: Ny fisononohan'ny fiainana no anisan'ny fahasambarana eto an-tany. [1.1]
Synonyms fisononoka

Updated on 2023/01/20