Entry fisondrotra (sondrotra)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba entina misondrotra, miakatra ambony, misavoana, na mitombo, miakatra voninahitra (jer. Fisondrotana). [Rajemisa 1985]
Synonyms fisondrotana

Updated on 2020/07/31