Entry | fisomidika (somidika) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Toetran' ny zavatra misomidika, izany hoe misy menaka mitsinkafona ambonin' ny rano: Jereo ny fisomidik' itỳ ro; aza dia mahery mihinana amin' io sao dia marary kibo [1.1] | |
Updated on 2023/01/05 |