Entry fisomidika (somidika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny zavatra misomidika, izany hoe misy menaka mitsinkafona ambonin' ny rano: Jereo ny fisomidik' itỳ ro; aza dia mahery mihinana amin' io sao dia marary kibo [1.1]

Updated on 2023/01/05