Entry fisomedika (somedika (sedika))
Part of speech noun
Malagasy definition Toetran'ny zavatra misomidika, izany hoe misy menaka mitsinkafona ambonin'ny rano: Jereo ny fisomidik'itỳ ro; aza dia mahery mihinana amin'io sao dia marary kibo. [Rajemisa 1985]

2012/09/27