Entry fisomadodoka (somadodoka (dodoka))
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahamaikana izaitsizy, fikorododoana, firotorotoana: Endre ny fisomadodoky ny mpianatra hijery lanonana. [1.1]

Updated on 2023/01/20