Entry fisolelahana (solelaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandokadokafana sy fanolikolena fatratra hahazoana zavatra: Mitory toetra ambany dia ambany ny fisolelahana. [1.1]

Updated on 2023/01/20