Entry fisolafahana (solafaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fibolisarana: Hoditr'akondro no nahatonga ny fisolafahany.
Fahalavoana noho ny halemena na tsy fahalalana: Fisolafahana ny an'ny betsaka fa tsy fanany iniana akory. [1.1]

Updated on 2020/07/31