Entry (1/2) | 1 fisoko |
Root | 2 soko |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fidirana tsimoramora: Tsarovy fa lasa ohatra ny fiaokon' ny ron-gisa hilazana zavatra mitsofoka tsimoramora nefa misy asany Fitsofohana manginaina tas' misy mahita: Tsy azo anomezan-tsiny azy ny fisokoany namangy ny havany tany amin' ny hopitaly Fangalaran-javatra mangingina: Tsy hita mihitsy ny fisokoan' ny adala an' ilay bokiko Fanampohana, fisovohana: Ny fisokoan' ny fahavalo |
Explanations in French |
5 [1.3#620] Ce qu’on peut faire ou prendre en cachette, manière d’agir en cachette |
Synonyms | 6 fisokoana |
Entry (2/2) | 7 fisoko |
Root | 8 soko |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Toerana voavala ho an'ny biby ompiana (akoho, vorona, ondry, kisoa...). (Saika mazana voatery miondrika rehefa miditra ao ka izany no nahatonga io anarana io). |
Explanations in English |
11 [1.2] The south-eastern part of the house partitioned off for a fold, a pen, a sheep-fold, or a goat-fold. |
Explanations in French |
12 [1.3#620] Petit parc établi dans les maisons à l’angle sud-est, où l’on met les brebis, les cochons, les volailles. C’est parce qu’il faut en général se courber pour y entrer qu’on lui donne le nom de Fisoko |
Examples |
13 Ny fisoko eo an-jorony atsimo-atsinanana itoeran' ny ondry, ary ny akoho eo amboniny. [1.437#] |
Anagrams | 14 fisoko, sofiko |
Updated on 2023/05/14 |