Entry fisokirana (sokitra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovana sarin-javatra amin'ny fandoahana ao anaty hazo: Tsy vita haingana ny fisokirana ity sary misy olona maro miasa ity.
Fanalana tsy ho eo amin'ny toerana iray: Fisokirana angely ao anaty lavony.
Fanerena olona mba hiteny: Nikezaka aoka izany izy tamin'ny fisokirana ahy hilaza ilay tsiambaratelo fa tsy nisoka-bava aho. [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20