| Entry | 1 fisokafana |
| Root | 2 sokatra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fivohana:
5 Amin'ny 8 ora ny fisokafan'ny trano fiasana amin'ny maraina. 6 7 Fitanatana: 8 Mahatahotra ahy ny fisokafan'ny vavan'itỳ biby be ity. 9 10 Fialan'ny saron'ny zavatra iray: 11 Samy niandry ny fisokafan'ny vilany ny ankizy fa toa hisy inona ihany tao. 12 13 Fahazoana manao, miasa, mampiasa, mihaza...: 14 Amin'ny herinandro ambony, hono, ny fisokafan'ny lalana mankany Morondava. 15 [1.1] |
| Updated on 2025/11/17 |
|