Entry fisodika (sodika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina misodika, manala ny hoza-dravin'ny rofia, na manesotra ny vato kely madinika amin'ny vary alohan'ny hitotoana azy, na mikendrikendry ny zavatra tadiavina (papango) hofaohina; na fisonenika eo am-pandihizana. [1.1]

Updated on 2023/01/05