Entry fisodihana (sodika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanalana ny hoza-dravin'ny rofia; fanesorana vato kely madinika amin'ny vary, alohan'ny hitotoana azy; fikendrikendren'ny papango na ny hitsikitsika zavatra tadiaviny hofaohina ka ihodinkodinany; fisoneniky ny olona mandihy eo am-pandihizana. [1.1]
Explanations in French Action de séparer les fibres, défibrage [1.196]

Updated on 2023/01/20