|
|
|
|

Entry1  fisitrihana
Root  2 sitrika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Filentehana, fitsofohana lalina ao anaty rano: Marina ve ny filazan'ny ohabolana fa ny fisitrihan'ny vivy any anaty rano no nahabongo ny masony?
5 Fierena, fiafenana: Ny fisitrihan'ilay mpangalatra tao an-trano no tsy nahitan'ny polisy azy ela. [1.1]

Anagrams  fisitrihana, 6 fitsirihana

Updated on 2025/12/08